Entrée |
fanambaniny
(ambany)
|
Partie du discours | nom et pronom
|
Explications en malgache | Lafiny ambany indrindra [2.314]
|
| Vody rindrina, vody andry: Misy triatra ny fanambanin' ity sarivato itỳ Ny kibo, ny faritra ambany amin' ny tenan' ny biby, amin' ny zavatra: Zavatra maro tsy tambo isaina no any amin' ny fanambanin' ny ranomasina any [1.1]
|
Explications en anglais | The lower part, the foundation, basis. The foundations of a house, or of any building; the bottom or under side of anything. [1.2]
|
Exemples | Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny.
[2.332]
|
Mots composés |
|
|