|
|
|
|

Teny iditra1 fananarana
Fototeny  2anatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 admonition, advice; reproach, a reprimand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 conseil; réprimande [1.8]

Fivaditsoratra  7 fananarana, 8 fanaranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12