| Entrée | 1 fanasalisaliana |
| Radical | 2 saly |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1] |
| Synonymes | 5 fanasaliana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|