Entrée | 1 fanasoavana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 soa |
Explications en anglais |
4 [1.7] the doing of good to people |
Explications en français |
5 [1.8] bonnes oeuvres |
Exemples |
6 [1.342] fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona.
7 [2.356] Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe. |
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 9 fanasavoana, 10 fanasoavana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |