Entrée | 1 fanazarana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 zatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely |
Explications en anglais |
5 [1.7] training, esp. for sports |
Explications en français |
6 [1.3#869] L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause 7 [1.8] entraînement, spéc. pour les sports, exercices 8 [1.13] entraînement, exercice |
Exemples |
9 [2.445#] Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo.
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 16 fankazarana |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |