| Entrée (1/2) | 1 fandatsahana | 
| Radical | 2 latsaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany! Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao [1.1] | 
| Tous les mots composés | 5 fandatsaham-bato | 
| Entrée (2/2) | 6 fandatsahana | 
| Radical | 7 latsaka | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [1.13] | 
| Explications en français | 10   éjaculation [1.13] | 
| Vocabulaire | 11 Biologie | 
| Synonymes | 12 tsitra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |