| Entrée | 1 fandiavana | 
| Radical | 2 dia | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka [1.1] | 
| Explications en français | 5   L'action de mesurer, de parcourir la pierre placée au seuil des portes [1.3] | 
| Anagrammes | 6 fanadivana, 7 fandaviana, 8 fandiavana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |