| Entrée | 1 fandinihana | 
| Radical | 2 dinika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1] | 
| Explications en français | 5   étude, observation [1.13] | 
| Exemples | 6   Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky.
[2.606] 7 Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643] | 
| Vocabulaire | 8 Philosophie | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |