|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fandonahana
Fototeny  2lonaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanasiana zezika ny tany mba hahavokatra tsara [1.1]
5 fikarakarana ny tany mba hampitombo ny tsirony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 fertilisation [1.13]

Teny iditra (2/2)7 fandonahana
Fototeny  8donaka
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fanetrohana [1.1]

Fivaditsoratra  11 fanandohana, 12 fandonahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12