|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fandresy
Fototeny  2 resy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandresy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 celui qu'on peut faire perdre, manière de vaincre [1.3#528]
Kamban-teny rehetra  6 fandresilahy

Teny iditra (2/4)7  fandresy
Fototeny  8 resy
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Azo resena [1.1]
Ohatra  11  Ataoko ahoana no ho fandresy olona enin-dahy amin' izao izaho trotraky ny dia nandritra ny henemana izao? [2.643]

Teny iditra (3/4)12  fandresy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14 [Mod. s. from mandresy (resy).] A tree. Perhaps the same as aviavy [Bara] [1.2]
Voambolana  15  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (4/4)16  fandresy
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Ody poizina fiarovana amin' ny vorika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 (de resy : vaincu) Nom général des antidotes, de tout ce qui peut vaincre un mal ou annihiler un sotilège. Ficus megapoda Baker (Moraceae) : l'infusion des feuilles de ce figuier est considérée comme un puissant antidote. On l'administre comme vomitif et pour faire des lavages d'estomac en cas d'intoxication criminelle supposée. Sert aussi à faire des philtres d'amour : fandresilahy. Les écorces battues au maillet donnaient une sorte de tissu naturel utilisé anciennement pour faire des pagnes. [Taisaka, Bara] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08