| Entrée | 1 fangainana | 
| Radical | 2 gaina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fahadisoam-panantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan' ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an' ny tsy nahazo tamin' ny an-tsapaka [1.1] | 
| Explications en français | 5   Le désappointement [1.3] | 
| Anagrammes | 6 fanaingana, 7 fanangiana, 8 fangainana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |