|
|
|
|

Teny iditra1 fangotsoka
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana
Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12