Entrée |
fankamamiana
(hamy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto Fitiavana, firaiketam-po: Ny fankamamiana ny fihavanana [1.1]
|
Explications en français | La complaisance, l’attachement [1.3]
|
Exemples |
1 | Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa?
[1.369]
|
2 | ny fitenin' ny olona efa leo, ny sary ataon' ny mpanao sarihitatra, ny tantara fohin' ny mpanao hatsikana dia mampibaribary ny tsy fankamamiana ny mpanao politika.
[4.27]
|
|
|