|
|
|
|

Entrée1  fankasitrahana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  sitraka
Explications en malgache  4  [1.1] Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany
Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny
Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao
Explications en anglais  5  [1.7] thankfulness; a reward
Explications en français  6  [1.8] approbation ; remerciement, gratitude
Tous les mots composés 
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot fankasitrahana

Mis à jour le 2025/09/12