Entrée |
fanodina
(hodina)
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka? Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [1.1]
|
Explications en français | Manière de faire tourner [1.3]
|
Exemples | Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka.
[2.606]
|
|
Entrée |
fanodina
(odina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | Manière de faire révolter [1.3]
|
Synonymes | |
|