|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanoditra
Fototeny  2hoditra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manoditra, na manendaka hoditra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière d'enlever la peau, d'effleurer en emportant la peau. [1.3#258]

Teny iditra (2/2)6 fanoditra
Fototeny  7toditra
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9ce qu'on peut goûter, manière de goûter. [1.3#706]

Fivaditsoratra  10 afandroty, 11 andrifato, 12 fanoditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12