|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanofana |
| Fototeny | 2hofa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 fanofana |
| Fototeny | 6hofa |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 9 fanofana |
| Fototeny | 10ofana |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1] |
| Fivaditsoratra | 13 fanan' afo, 14 fanofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|