| Entrée | 1 fanonja | 
| Radical | 2 onja | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 7 fanjona, 8 fanonja | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |