|
|
|
|

Entrée1  fanontaniana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ontany
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino
Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy
Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] a question
6  [1.2] interrogation
Explications en français  7  [1.3] l'interrogation, l'examen
8  [1.4] information
9  [1.8] question
Exemples  10  [2.356#] Iza re no hamaly ny fanontaniana?
11  [2.470] Napetrany ihany anefa ny fanontaniana:
12  [4.27] Izany no fanontaniana tokana manan-danja:
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12