| Entrée | 1 fanoratana | 
| Radical | 2 soratra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   A writing table or desk. [1.2] | 
| Explications en français | 6   l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [1.3] | 
| Exemples | 7   amy ny ilay boky fanoratana ny andevo
[2.59#87] 8 Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets. [2.366#184] 9 Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany! [2.356#45] | 
| Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |