|
|
|
|

Teny iditra1  fanorika
Fototeny  2 tsorika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mikoriana: Ny fanoriky ny ranomasony nanaraka ny takolany no nampahonena ahy [1.1]

Fivaditsoratra  fanorika, 5 fikorana, 6 firanoka, 7 fironaka, 8 fokarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08