|
|
|
|

Teny iditra1 fanoroke
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tandroho, fitaovana entina anihifana trondro eny antanimbary na andrenirano: No aja laha mitondra fanoroke antoandro andrenirano (ho aiza no mitondra tandroho antoandro) [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12