|
|
|
|

Entrée1  faohina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  faoka
Explications en malgache  4  [1.1] Esorina amin-kery sy haingana
Paohina, ongoahana: Nofaohin' ny papongo ny akohokelin' Ikoto
Angalarina atao majifa: Nofaohin' ny mpangalatra ny entany tany an-trano
Explications en anglais  5  [1.2] to be carried off, as by a bird of prey
to be torn up. See paoka.
6  [1.7] to be carried off
Explications en français  7  [1.8] qu'on rafle
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot faohina

Anagrammes  13 anafiho, 14 faohany, 15 faohina, 16 fiahona, 17 fianaho, 18 fihaona, 19 hofaina, 20 ifahano, 21 ifohana

Mis à jour le 2025/09/12