Entrée |
faribohitra
|
Mots élémentaires | fari- (faritra) ; -bohitra (vohitra) |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [1.1]
|
Explications en anglais | A quarter or ward of a town [1.7]
|
Explications en français | Quartier d'une ville [1.8]
|
Exemples |
1 | Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely.
[2.285]
|
2 | Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina.
[2.508]
|
|
Vocabulaire |
|