Entrée | fasana aniritra | |
Mots élémentaires | fasana ; aniritra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [1.1] | |
Mis à jour le 2023/04/16 |