|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fasika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra
Explications en anglais  4  [1.2] sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces.
5  [1.7] sand
Explications en français  6  [1.8] sable
Exemples  7  [2.356#62] Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana.
8  [2.442#94] Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika.
Tous les mots composés  9  13 mots contenant fasika
Vocabulaire  10  Géologie
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fasika

Entrée (2/2)12  fasika
Partie du discours  13  adjectif
Explications en malgache  14  [1.1] Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay
Explications en anglais  15  [1.2] fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces.
Dérivés 
Noms :

Anagrammes  17 fasika, 18 fikasa, 19 fisàka, fisaka, 20 sifaka

Mis à jour le 2025/09/13