|
|
|
|

Teny iditra1 fatabary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vary anaty harona vao nientana nisangorana tany am-potony, ary tena tsara tsentsina ao anatin'ny harona [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12