|
|
|
|

Entrée1  fatoriana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tory
Explications en malgache  4  [1.1] Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso: Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra
Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko
Exemples  5  [2.472] Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno.
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :
Tous les mots composés 

Anagrammes  9 fatoriana, 10 firaotana, 11 firoatana, 12 ifatorana, 13 tafaorina, 14 tafariona

Mis à jour le 2025/09/12