|
|
|
|

Entrée1  fehezana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  fehy
Explications en malgache  4  [1.1] Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo
Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana)
Explications en anglais  5  [1.2] a bunch.
Explications en français  6  [1.13] faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet
Exemples  7  [2.442#] Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo.
8  [2.472#] Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany.
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/13