|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  feta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany noleman-drano hanjary fotaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 clay, mud, mortar. It is also used in the provinces for koba [1.2]
5 mud for plastering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Boue préparée pour crépir ou pour faire des murs; Matsora loatra ny feta hanaovana biriky (La boue pétrie pour faire des briques est trop délayée d’eau)
7 se dit aussi de tout ce qui est mou, sans consistance: Fêta ity vary ity (Ce riz est très mou) [1.3#164]
8 boue préparée comme enduit ou mortier [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)17  feta
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  19 Voa, iharam-pahavoazana, voan' ny fatiantoka, fahafaham-baraka: Feta tamin' io roharaha io daholo izy telo mirahalahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Qui éprouve une perte, un revers, une honte, qui est dans l’embarras, gâté [1.3#164]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (3/3)22  feta
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny anglisy  24 a bird, a species of warbler. Same as fitatra [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 non d'une espèce d'oiseau, tarier à collier. § fìtatra. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  26  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  27 fitapatatra, fitatenona, fitatra, tekiteky

Fivaditsoratra  28 fate, feta, 29 tefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08