|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fiaina
Partie du discours  2  nom
Radical  3  aina
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary
Explications en anglais  5  [1.32.en#272] respiration
Explications en français  6  [1.3#3] La manière de vivre, de respirer
7  [1.13] respiration
Exemples  8  [2.472] I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao.
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  14  Biologie
Synonymes  15  fisefo
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot fiaina

Entrée (2/2)17  fiaina
Partie du discours  18  nom
Radical  19  aina
Explications en malgache  20  [1.1] Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ
Explications en français  21  [1.3#3] La conduite
Exemples  22  [2.499#] Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady!
23  [2.245] Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  27  Philosophie

Mis à jour le 2025/09/13