|
|
|
|

Teny iditra1 fialamboly
Singan-teny  2fiala, 3voly
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 loisir [1.13]
Ohatra  7 Ny kilalao anie sady natao ho fialamboly no natao hianaran-javatra koa. [2.445#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12