|
|
|
|

Entrée1  fianakaviana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  anakavy
Explications en malgache  4  [1.1] Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy
Explications en anglais  5  [1.2] the relationship of the various members of a family.
Explications en français  6  [1.54, 1.5] famille
7  [1.5] la parentèle
Exemples  8  [2.499] Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana.
9  [2.472] Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany.
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  16  Rapports: famille
Article  17  Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana)

Mis à jour le 2025/09/12