| Entrée (1/2) | 1 fiantandroka | 
| Radical | 2 tandroka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en français | 4   Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3#668] | 
| Exemples | 5   Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery.
[1.437#] | 
| Entrée (2/2) | 6 fiantandroka | 
| Partie du discours | 7 nom | 
| Vocabulaire | 8 Zoologie: poissons | 
| Analogues | 9 fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |