L’action de regarder fixement, de contempler [1.374]
Exemples
1
Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io;[1.369]
2
Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana.[2.356]