Entrée | fidabohana (daboka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fianjerana (amin' ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin' ilay fidabohany tamin' ny tany Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana Fiaiken-keloka na fibabohana amin' ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fidabohan' ilay zaza mpandany teo anoloan-drainy [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |