| Entrée | 1 fidinginana | 
| Radical | 2 dingina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |