| Entrée | 1 fifohazana | 
| Radical | 2 foha | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   awakening; revival [1.7] | 
| Explications en français | 6   réveil ; action de se lever [1.8] | 
| Exemples | 7   Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany.
[2.470#58] 8 Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. [2.59#172] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |