Entrée |
fihadiana
(hady)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena [1.1]
|
Explications en français | L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu [1.3]
|
Exemples |
1 | Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
[2.472]
|
2 | ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory.
[2.649]
|
|
Mots composés |
|
|