|
|
|
|

Entrée1  fihavanana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  havana
Explications en malgache  4  [1.62#384] fiombonana an-tsaina sy fo ary fanahy izay tsy voatery ho eo amin' ny olona manana rohim-pifandraisana araka ny ra ihany fa na dia eo amin' ny samy hafa fianakaviana sy fihaviana aza. Fifankatiavana lalim-paka nifamatoran' ny mpiaramonina teo anivon' ny ankohonana, fianakaviana, namana sy tapaka ary fokonolona: Tandrovy mandrakariva ny fihavanana fa ny maty aza te ho maro ~ Ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana
Explications en anglais  5  [1.7] blood relationship; friendship, comradeship
Explications en français  6  [1.54] lien de parenté
7  [1.8] parenté de sang; amitié, bonnes relations
Exemples  8  [2.528#] Vao mitsidi-doha ny fihavanana, dia tapahin-doha ny havana!
9  [2.606#] Ny fitandroana ny fihavanana no endri-panabeazana voalohany.
10  [2.366#] Fa izahay tsy hivezovezo fa ny fihavanana tokoa no nalehanay.
Tous les mots composés  11  15 mots contenant fihavanana
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot fihavanana

Anagrammes  13 fihavanana, 14 fivanahana

Mis à jour le 2025/09/13