|
|
|
|

Teny iditra1  fihazohazoana
Fototeny  2 hazohazo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra: Mandany andro ny fihazohazoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de rester debout, le lieu, la cause, l'hésitation [1.3#230]
Ohatra  6  Ary ny fihazohazoana mandany andro. [2.528#]

Fivaditsoratra  fihazohazoana, 7 fizahozahoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08