Entrée | 1 fihinina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 fihina |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be grasped, to be pressed, to be squeezed. 6 [1.7] to be grasped, to be held tight |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on tient, qu'on retient |
Morphologie |
|
Analogues | 12 giazana |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fihinina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |