| Entrée | 1 fihizina | 
| Radical | 2 hizina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |