|
|
|
|

Entrée1  fihobiana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hoby
Explications en malgache  4  [1.1] Fiderana amin' ny akoram-pifaliana
Explications en français  5  [1.3#256] L’action d’acclamer, le lieu, les circonstances
Exemples  6  [1.437#] Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka.

Anagrammes  7 fibohiana, 8 fihiboana, 9 fihobiana

Mis à jour le 2025/09/12