| Entrée | 1 fikajakajana | 
| Radical | 2 kajakaja | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana: Ny fikajakajanareo ny biby sy ny toerany no mampahomby ny fiompianareo [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |