Entrée |
fikopahana
(kopaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra:
Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina! Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina:
Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1]
|
Explications en anglais | A fan [1.2]
|
Explications en français | Eventail, ventilateur [1.3]
|
Exemples | ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena.
[2.285]
|
Synonymes | |
|