|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filaza |
| Fototeny | 2 laza |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fomba entina milaza
5 azo lazaina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire)
[1.3#394] |
| Ohatra |
7 Hatao ahoana no filaza io any an-trano?
[2.117]
8 Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285] 9 Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245] 10 filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 falazy, filaza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|