Entrée | filolohavana (loloha) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitondrana zavatra eo ambony loha; fanampiana, fanohanana havana sahirankirana; fisahanana raharaha betsaka loatra [1.1] | |
Exemples | Ny fitotoana ny vary ho koba, ny fanendasana izany ho mofo sy ny filolohavana ny vita ho eny amin' ny gara ka iverenana indroa na intelo eo, no anton-draharaha isan' andro ifanampian' izy rehetra.
[2.470] | |
Mis à jour le 2023/05/21 |