|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filolohavana |
| Fototeny | 2loloha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitondrana zavatra eo ambony loha; fanampiana, fanohanana havana sahirankirana; fisahanana raharaha betsaka loatra [1.1] |
| Ohatra |
5 Ny fitotoana ny vary ho koba, ny fanendasana izany ho mofo sy ny filolohavana ny vita ho eny amin' ny gara ka iverenana indroa na intelo eo, no anton-draharaha isan' andro ifanampian' izy rehetra.
[2.470#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|