|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 firangorango
Fototeny  2rangorango
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 toetran' ny olona lava mahia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 état de celui qui est long et maigre [1.3#507]

Teny iditra (2/2)6 firangorango
Fototeny  7rangorango
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 fomba entina mirangorango [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 manière de prendre avec hardiesse [1.3#507]

Fivaditsoratra  11 firangorango, 12 firongaronga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12